|
|
|
|

Entrée1  soa mahafiadana
Mots élémentaires  2 soa, 3 mahafiadana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza. [1.1]
Exemples  6  ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko! [2.436]
Synonymes  7 soa mampiadana

Mis à jour le 2025/09/12